|
|
|
|

Entry1  herinandro ambony
Part of speech  2  locution
Explanations in English  3  [1.7] next week
Explanations in French  4  [1.8] la semaine prochaine
Examples  5  [2.356#178] Hantsoinay ianao hiakatra eto Antananarivo amin'ny herinandro ambony
6  [2.606#223] Amy herinandro ambony tsika manao havoria momba ny kotizasiona vola iny
7  [2.472#14] Tsy raharahako izany, fa vonony ny roapolon' ialahy amin' ny herinandro ambony
Vocabulary  8  Time
Elementary words  9  herinandro, ambony

Updated on 2024/12/07